|
|
|
|

Entry 1  mikarenjy
Root  2 karenjy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra
9 Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry [1.1]
Explanations in English  10 to pasture at liberty; to run around at play [1.7]
Explanations in French  11 paître en liberté; gambader selon son bon plaisir [1.8]
Analogs  12  mifalihavanja, 13  Mihenjy, 14  mihinjakinjaka, 15  mitsambikimbikina

Updated on 2026/04/22