|
|
|
|

Entry 1  mihenjy
Root  2 henjy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandehandeha etsỳ sy eroa tsy dia misy antony loatra: Nankaiza Isambilo zanakao? -- Lasa nihenjy any an-tsaha any izy
9 Mitety na manenjika lanonana sy korana samihafa eny rehetra eny: Zazavavy jefy mihenjy dihy eran' ny tanàna [1.1]

Updated on 2026/04/20