|
|
|
|

Entry 1  mikarapoka
Root  2 karapoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [1.1]
Examples  9  Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy. [2.996#23.037.024]
Other spellings  10 miankarapoka

Anagrams  mikarapoka, 11 mikorapaka, 12 mpikaraoka

Updated on 2026/04/22