| Entry (1/2) | 1 mijinja |
| Root | 2 jinja |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [Bara] mandringana
[1.78] 9 Manapaka amin' ny antsim-bary: Efa mijinja vary ny olona amin' izao faran' ny Avrily izao 10 Manapaka: Lasa nijinja fary Rakoto 11 Mandringana, mandripaka: Mijinja ny olona rehetra Rafahafatesana, na mahantra na mpanankarena 12 Mioty mandray vokatra: Samy hijinja ny nafafiny ny olona rehetra [1.1] |
| Explanations in English |
13 to reap, to cut down
[1.7] |
| Explanations in French |
14 moissonner, faucher
[1.8] |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 16 mijinjà |
| Root | 17 jinja |
| Part of speech | 18 imperative of active verb mijinja [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 19 manjijy, 20 mijanjy, mijinjà, mijinja |
| Updated on 2026/08/19 |
|