|
|
|
|

Entry 1  mihorohoro
Root  2 horohoro
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mangovitra, mihovitrovitra: Mihorohoro mihitsy ny trano rehefa mikotroka ny varatra
9 Matahotra, mitebitebin-tahotra: Mihorohoro ny vahoaka fa toa hipoaka, hono, ny ady [1.1]
Explanations in English  10 to tremble, to shudder [1.7]
Explanations in French  11 trembler, frémir [1.8]
Examples  12  mihorohoro dia mihorohoro ny tany; [2.996]

Anagrams  mihorohoro, 13 mirohoroho

Updated on 2026/04/20