|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mihodina
Root  2 hodina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa any an-kavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany: Mihodina ny tany
9 Mitodika mankany aoriana na ao an-daniny: Tsy ta hahita ahy izy ka nihodina
10 Tonga simba: Nihodina ity divay ity
11 Mivadika: Nihodina tamin' ny fanekena izy [1.1]
Explanations in English  12 to turn around; to revolve [1.7]
Explanations in French  13 tourner comme une roue; tourner sur soi [1.8]
Combinations  14  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihodina
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 16  mihodìna
Root  17 hodina
Part of speech  18  imperative of active verb mihodina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mihodìna, mihodina

Updated on 2026/08/18