|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mihenjana
Root  2 henjana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity
9 Miridiridy tsy mety miketraka amin' ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha
10 Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany [1.1]
Explanations in French  11 tendu [1.3, 1.13]
12 Se raidir, être raide, vigoureux
13 fig. résister, se raidir contre [1.3]
Examples  14  Tsy maintsy mihenjana isika vehivavy. [2.528#127]
15  mihenjana ny hery rehetra hanetra ny sarotra sy ny mafy, ka tsy ho kivy hanefa ny adidy. [1.224]
16  Izany no abidian' ny fahendrena: tsy mihoatra atsy tsy mihoatra aroa, tsy mihenjana loatra ary tsy miketraka loatra. [2.296#43]
Combinations  17  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihenjana
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 19  mihenjàna
Root  20 henjana
Part of speech  21  imperative of active verb mihenjana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mihenjàna, mihenjana

Updated on 2026/08/19