| Entry (1/2) | 1 mihasina |
| Root | 2 hasina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Maka fahasoavana, hery, fahefana: Tany Ambohimanga ny mpanjakan' Imerina no nihasina fahizay
[1.1] |
| Entry (2/2) | 8 mihasina |
| Root | 9 hasina |
| Part of speech | 10 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
14 Miolana, mikivilivily
[1.1] |
| Explanations in English |
15 twisted.
[1.2] |
| Explanations in French |
16 être tordu, bercé
[1.3#223] |
| Examples |
17 Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja;
[2.996#]
|
| Anagrams | 18 mahisina, 19 manihisa, 20 manisiha, mihasina, 21 simahina |
| Updated on 2026/04/20 |
|