|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mihamina
Root  2 hamina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana
9 (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
Synonyms  10 mihaminkamina

Entry (2/2) 11  mihamìna
Root  12 hamina
Part of speech  13  imperative of active verb mihamina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Synonyms  14 mihaminkamina

Anagrams  15 mamihìna, mamihina, mihamina, mihamìna

Updated on 2026/08/19