| Entry | 1 mihambo |
| Root | 2 hambo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao
9 Mihambo harena izy 10 Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny [1.1] |
| Explanations in English |
11 to boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something.
[1.2] 12 to pretend to be something; to pretend to have rights to something [1.7] |
| Explanations in French |
13 se faire passer de certaines choses
[1.8] |
| Examples |
14 Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona;
[2.996]
|
| Combinations | 15 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihambo |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 mahomby, mihambo |
| Updated on 2026/04/21 |
|