|
|
|
|

Entry 1  mifampiantso
Root  2 antso
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Nikohona fanindroany ndeha hamaly Iabanindriana kanjo injany olona maromaro no nirodorodo tany alatrano nihiaka sady nitomany, nifampiantso tamin' ny feo feno tahotra sy nanoina tao indrakindrafana [2.5#20]
8  Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay mifampiantso hoe: Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo; [2.996]

Updated on 2026/04/20