| Entry | 1 midonaka |
| Root | 2 donaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany
[1.1] |
| Explanations in English |
8 to give off smoke
[1.7] |
| Explanations in French |
9 donner de la fumée
[1.8] |
| Examples |
10 Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra.
[2.470#39]
11 Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana. [2.472#213] |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 13 Ikomandà, 14 mandoaky, 15 mandokay, 16 manidoka, 17 midanoka, midonaka, 18 mikadoña, 19 mikodàna |
| Updated on 2026/04/21 |
|