| Entry (1/2) | 1 donaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
4 Setroka be na hafanana manevokevoka
[1.1] |
| Explanations in English |
5 smoke from a fire
[1.7] |
| Explanations in French |
6 fumée, chaleur suffocante des appartements
[1.3] 7 fumée [1.8] |
| Examples |
8 Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka!
[1.253]
9 Ny fomba fiantsoana ny olona hihaino kabary dia toy izao : asiana donaka afo eny an-tendrombohitra talaky maso. [2.508#443] |
| Combinations | 10 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word donaka |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 12 donaka |
| Part of speech | 13 noun |
| Explanations in Malagasy |
14 vono na kapoka atao
[1.1] |
| Explanations in French |
15 coup
[1.3] |
| Anagrams | 16 danoka, 17 dokana, donaka, 18 kadoña, 19 kodàna |
| Updated on 2026/04/21 |
|