|
|
|
|

Entry (1/3) 1  midona
Root  2 dona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika
9 Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý
10 Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra.
11 teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [1.1]
Explanations in English  12 to collide with, to bump into something [1.7]
Explanations in French  13 heurter [1.3#113, 1.8]
14 choquer, se heurter
15 aller trouver, aboutir à [1.3#113]
16 se cogner contre [1.8]
Examples  17  Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471#18]
18  nidona tamin' ny haram-bato ny sambo ka vaky (Le navire a heurté contre un rocher et il s'est brisé) [1.3#113]
19  midona eny amin' ny kianja io lalana io (Ce chemin aboutit à la place) [1.3#113]
Analogs  20  migona, 21  mipoka
Combinations  22  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word midona
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 24  midonà
Root  25 dona
Part of speech  26  imperative of active verb midona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#113]

Entry (3/3) 27  midona
Root  28 dona
Part of speech  29  active verb
Explanations in French  30 passer (aux dominos) [1.3#114]
Vocabulary  31  Game

Anagrams  32 andomy, 33 Dimona, 34 dinamô, 35 mandio, 36 manody, midona, midonà, 37 mindao, 38 mionda

Updated on 2026/08/15