|
|
|
|

Entry (1/2) 1  midoboka
Root  2 doboka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga ~ Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny rano
8 Mipaika: Nidoboka ny foko teo am.piandrasana ilay vaovao
9 Misamonomonona: Midoboka ny roina misy rano [1.1]
Explanations in English  10 to thump; to sound like a drum [1.7]
Explanations in French  11 donner un son de tambour; produire des sons sourds ou mats [1.8]
Examples  12  Ny ranomasina midoboka moramora. [2.499#]
13  Inona ary izany : Mivelatra ilay malemy, ka midoboka Raotozafy? [2.69#]
14  Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356#76]
15  Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471#]
Vocabulary  16  Sound
Synonyms  17 midobodoboka
Analogs  18  mitepotepo, 19  mitotototo, 20  mitotovary

Entry (2/2) 21  midoboka
Root  22 doboka
Part of speech  23  active verb
Explanations in Malagasy  24 Mitoetra, mipetraka, mijanona elaela amin' ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo [1.1]

Anagrams  25 mibodoka, midoboka

Updated on 2026/04/22