|
|
|
|

Entry 1  mitotototo
Root  2 totototo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mivezivezy manao dia maika etsỳ sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory
9 Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany ny saiko [1.1]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitotototo
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21