|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mibo
Root  2 bo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mipoaka mafy; mandefa feo lavalava na hentitra rehefa mangetotra: Iza izany mibo izany? [1.1]
Explanations in French  5 résonner, faire du bruit [1.3]
Vocabulary  6  Sound
Synonyms  7 manaobo

Entry (2/2) 8  mibo
Root  9 bo
Part of speech  10  active verb
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Explanations in Malagasy  14 Enti-milaza zavatra misava, misinda: Efa mibo ny zavona
15 Enti-milaza olona miely patrana: Mibo ny mpianatra rehefa mirova
16 Mamovoka, mitorajofo, midofaka: Mihataha rankizy, fa mibo ny vovoka hehezin' io akoho fo [1.1]
Explanations in English  17 to rise in the air, as smoke or dust. [1.2]

Anagrams  18 imbo, mibo, 19 omby

Updated on 2026/04/22