|
|
|
|

Entry 1  mibedibedy
Root  2 bedibedy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpiasa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa
9 Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy manao afa-tsy ny mibedibedy i Neny
10 Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary [1.1]
Explanations in English  11 to talk much, to tattle, to be loquacious, to chatter. [1.2]
Examples  12  Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona. [2.996]

Updated on 2026/04/20