|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mibanjina
Root  2 banjina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany [1.1]
Explanations in English  9 to stare at, to look intently at [1.2, 1.7]
Explanations in French  10 contempler [1.3, 1.8]
11 regarder [1.3]
12 regarder fixement [1.8]
Examples  13  Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy. [2.324]
14  -- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana. [2.470#90]

Entry (2/2) 15  mibanjìna
Root  16 banjina
Part of speech  17  imperative of active verb mibanjina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mibanjina, mibanjìna

Updated on 2026/08/19