|
|
|
|

Entry (1/2) 1  miantefa
Root  2 antefa
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin' ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana
9 Mihatra amy..., mikasika: Miantefa indrindra amin' ny tanora izany teny izany [1.1]
Explanations in English  10 to light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business. [1.2]
Examples  11  Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy. [2.470#25]

Entry (2/2) 12  miantefà
Root  13 antefa
Part of speech  14  imperative of active verb miantefa [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  15 fatimena, miantefà, miantefa, 16 mifañate

Updated on 2026/08/13