|
|
|
|

Entry 1  miangiangy
Root  2 angiangy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao valavala ratsy ka tsy menatra akory eo imasom-bahoaka: Miangiangy aoka izany amin' ny sakaizany io tovolahy io [1.1]
Explanations in English  9 to be proud, to be arrogant, to be too bold and too self-confident. [1.2]
10 [Provincial] to be of a nature loving neatness, etiquette, outside appearances; to be affected in everything [1.2]
Examples  11  Izany no hihatra aminy dia noho ny avonavony, satria naneso sy niangiangy tamin'ny vahoakan'ny Tompon'ny tafika. [2.996]
Analogs  12  sahy loatra, 13  tsy mahalala menatra, 14  tsy vaky afero, 15  tsy vaky atatra, 16  tsy vaky aty, 17  tsy valahara

Updated on 2026/04/22