|
|
|
|

Entry (1/2) 1  miampanga
Root  2 ampanga
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny
9 Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangalatra ny volako [1.1]
Explanations in English  10 to accuse [1.2, 1.7]
11 to charge. [1.2]
Explanations in French  12 accuser, dénoncer [1.8]
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miampanga

Entry (2/2) 14  miampangà
Root  15 ampanga
Part of speech  16  imperative of active verb miampanga [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  miampangà, miampanga

Updated on 2026/08/14