| Entry | 1 miambina |
| Root | 2 ambina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manara-maso na mitandrina olona na biby na zavatra napetraka eo ambany fiadidian' ny tena mba hiaro azy tsy ho simbasimba foana na hisakana azy tsy handositra: Soa ihany fa miay polisy miambina ny vohitra amin' ny alina ~ Iza no miambina ny gadra anio
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to be on the watch, to be on guard, to keep guard; to guard, to watch.
[1.2] 10 to watch, to guard [1.7] |
| Explanations in French |
11 surveiller, garder
[1.8] |
| Examples |
12 Ny Vazahan' ny tranomilina lasa daholo, i Beomby no sisa Vazaha ao, izy sy ny mpiasany no miambina ny tanànany.
[2.472#212]
13 Koa nahoana hianao no tsy niambina ny mpanjaka tomponao? [2.996] |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 15 miambany, miambina |
| Updated on 2026/04/21 |
|