|
|
|
|

Entry (1/2) 1  miafara
Root  2 fara
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah
9 Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana [1.1]
Explanations in English  10 To be last, to be at the end. [1.2]
11 to terminate; to end up in a certain way [1.7]
Explanations in French  12 se terminer, finir, finir d'une certaine façon [1.8]
Examples  13  raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny. [2.470#34]
14  Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina. [2.5]

Entry (2/2) 15  miafarà
Root  16 fara
Part of speech  17  imperative of active verb miafara [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  miafara, miafarà

Updated on 2026/08/22