|
|
|
|

Entry1  maty vorona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Ilazana ireo olona nosoloana vorona tamin' ny fampinomana ka maty ilay vorona [1.1]
4  Maty tanora [1.1]
Elementary words  5  maty, vorona

Updated on 2023/04/16