|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manompirana
Root  2 sompirana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao zavatra, mipetraka, mijery... tsy mba mahitsy fa mivilana: Manompirana foana io vehivavy io rehefa mipetraka
9 Miolaka: Manompirana io lalana io rehefa tonga erỳ ambanimbany erỳ
10 Misafelika: Nanompirana ny zandary no nahazoany ireo mpangalatra omby [1.1]

Entry (2/2) 11  manompiràna
Root  12 sompirana
Part of speech  13  imperative of active verb manompirana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  manompirana, manompiràna

Updated on 2026/08/24