|
|
|
|

Entry (1/5) 1  manodina
Root  2 hodina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity
9 Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity
10 Manasitily: Manodina divay ho toaka [1.1]
Explanations in English  11 to turn [1.7]
Explanations in French  12 tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc [1.8]
Examples  13  Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy. [2.332#72]
14  Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366#185]

Entry (2/5) 15  manodina
Root  16 odina
Part of speech  17  active verb
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :
21  Imperative :
Explanations in French  22 faire révolter [1.3#457]
Examples  23  Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka! [2.356#179]
Synonyms  24 mampiodina

Entry (3/5) 25  manodina
Root  26 hodina
Part of speech  27  imperative of active verb manodina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#457]

Entry (4/5) 28  manodina
Root  29 odina
Part of speech  30  imperative of active verb manodina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#457]
Synonyms  31 mampiodina

Entry (5/5) 32  mañodina
Part of speech  33  active verb
Explanations in Malagasy  34 [Antambahoaka] manimba [1.78]

Anagrams  35 amandino, 36 andamino, 37 manadino, 38 mandaoñy, 39 manindao, manodina, manodìna, mañodina, 40 manondia, 41 miondana, miondàna

Updated on 2026/08/19