|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manodidina
Root  2 hodidina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina ny fahitra ny zaza rehefa mivoaka itany
9 Mamaritra ny sisiny ivelany rehetra: Misy tamboho boribory manodidinany tanànanay
10 Manao sokera, manarona: Efa manodidina ny tanàna ny fahavalo
11 Miolikolika, misafelika: Nanodidina aloha izy vao namantana niteny ny raharaha nalehany [1.1]
Explanations in English  12 to surround; to go around [1.7]
Explanations in French  13 entourer; faire le tour [1.8]
Examples  14  Rehefa hariva ny andro, dia ny nikajakaja ny sakafo no nataony, ka miramirana izy rehetra manodidina ny afo. [2.324]
Combinations  15  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manodidina

Entry (2/2) 16  manodidìna
Root  17 hodidina
Part of speech  18  imperative of active verb manodidina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  manodidina, manodidìna

Updated on 2026/08/19