|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mankahala
Root  2 hala
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tsy tia mainty, manao hala volo; manan-kevitra hanisy ratsy: Mankahala an' io mpangalatra io ny mponina rehetra ~ Hitako famankahala ny zanako ianao
9 Tsy tia, tsy mahazoazo: Mankahala ny ady ny olona tia fandriampahalemana
[1.1]
Explanations in English  10 to hate [1.2, 1.7]
11 to abhor [1.2]
Explanations in French  12 haïr [1.8]
Examples  13  Manonofy mandray taratasy tsy misy sonia : misy mankahala any ho any. [1.381#]
14  Fantatry ny rafozany tsara fa mankahala ny toaka sy ny forongony Zaka, ka iza àry no nanolotra azy? [2.5#]
Vocabulary  15  Emotions

Entry (2/2) 16  mankahala
Root  17 hala
Part of speech  18  imperative of active verb mankahala [Full list]

Anagrams  mankahalà, mankahala

Updated on 2026/08/13