|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manindrahindra
Root  2 hindrahindra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandrotsirotsy; manasohaso, mandokadoka mba hamitaka, manao lela mamy [1.1]
Explanations in English  9 to toss a child playfully; to make light of a person [1.7]
Explanations in French  10 balloter, balancer, faire sauter entre les bras [1.3]
11 balancer et faire sauter un enfant; se jouer de quelqu'un [1.8]
Examples  12  aty aminareo fararanom-bahiny
any aminay fararanom-bahoaka
aty aminareo trano be tsy omby roa
any aminay lapa lehibe tia maro
mitaiza zaza be lelo
ka samy manindrahindra ny azy
[2.131]
13  Mety ho azo adika ho firaisana tsikombakomba izany, amin’ny farany, avy amin’ireo izay manindrahindra ny demokrasia [4.27]
14  Endrey izato fanombanan' i Tovo ity zanak' olona vao nividianany akanjo tsara tarehy ka mijery azy manindrahindra ny volony eo an-tokotany [2.895#40]
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 16  manindrahindrà
Root  17 hindrahindra
Part of speech  18  imperative of active verb manindrahindra [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  manindrahindrà, manindrahindra

Updated on 2026/08/19