| Entry (1/3) | 1 manidina |
| Root | 2 idina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [mañidiña] [Antambahoaka] mandraraka rano
[1.78] 9 [mañidiña] [Sihanaka] mandrotsaka rano, manondraka [1.78] 10 Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaopy 11 Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolosy [1.1] |
| Explanations in English |
12 to pour out, to take down; to cast
[1.2] |
| Explanations in French |
13 Faire descendre, verser dans, couler dans un moule
[1.3] |
| Entry (2/3) | 14 manidina |
| Root | 15 sidina |
| Part of speech | 16 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
21 Mihetsika na mihantona eny amin' ny rivotra amin' ny alalan' ny elatra: Manidina ambony ny papango
22 Mandeha eny amin' ny habakabaka: Nahita aeroplanina nanidina aho tamjn' ny 7 ora teo ho eo 23 Mihantona, mivoivoy eny amin' ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiavana io fa manidina ny vovoka 24 Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly 25 Enti-milaza olona -- indrindra ny vehivavy -- mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tovovavy fatra-panidina io [1.1] |
| Explanations in English |
26 to fly
[1.7] |
| Explanations in French |
27 voler dans l'air
[1.8] |
| Examples |
28 Ny voro-manidina dia maro karazana sady betsaka tokoa
[1.38#34]
|
| Combinations | 29 5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manidina |
| Proverbs | 30 Proverbs containing that word |
| Entry (3/3) | 31 manidìna |
| Part of speech | 32 imperative of active verb manidina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Anagrams | manidina, manidìna, 33 miandany, 34 midanina |
| Updated on 2026/08/13 |
|