|
|
|
|

Entry 1  mangetaheta
Root  2 hetaheta
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Maimay hisotro, te hisotro mafy: Mahafinaritra raha mangetaheta ka sendra rano madio mangalahala
8 Maniry mafy hahazo, mitsiriritra lava tsy mety afa-po: Mangetaheta voninahitra Rangahy io [1.1]
Explanations in English  9 to be thirsty, ardently desirous [1.7]
Explanations in French  10 avoir soif [1.8]
Examples  11  Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529#]
12  Firenena tia vavaka ny Malagasy, ary mangetaheta fahalalana sy fahendrena. [2.285#]
13  Marary izy any, tsaboy, Raha noana izy any, fahano, mangetaheta izy any, ampisotroy. [2.69#]
Combinations  14  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mangetaheta
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21