|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandroso
Root  2 roso
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny
9 Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny
10 Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao
11 Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny
12 Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika
13 Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany
14 Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra [1.1]
Explanations in English  15 to progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house [1.7]
Explanations in French  16 avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison [1.8]
Examples  17  Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao. [2.324]
Combinations  18  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandroso
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 20  Mandroso
Elementary words  21 mandroso
Part of speech  22  name (newspaper)
Vocabulary  23  Publishers, newspapers

Anagrams  mandroso, Mandroso

Updated on 2026/08/19