|
|
|
|

Entry 1  mandrokidroky
Root  2 drokidroky
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manambitamby mba hahazoana tombontsoa; manao izay hahafaly mba hanambakana: Nandrokidroky an-drainy marary izy mba hahazoana betsaka amin' ny zara lova [1.1]
Analogs  9  mamoky, 10  manangoly, 11  manojikojy, 12  manolikoly

Updated on 2026/04/22