|
|
|
|

Entry 1  manangoly
Root  2 angoly
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka
9 Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly
10 Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny
11 Jer. kolikoly [1.1]
Explanations in English  12 to cheat, to deceive, to ensnare. [1.2]
13 to lead astray [1.7]
Explanations in French  14 séduire, tromper [1.8]

Anagrams  15 manangilo, manangoly

Updated on 2026/04/20