|
|
|
|

Entry 1  mandranto
Root  2 ranto
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandeha manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena: Eninta ma izao no nandranto any amorontsiraka Rabe
9 Mandeha any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa: Lasa nandranto fianarana ambony any andafy izy [1.1]
Explanations in English  10 to trade, to traffic, to engage in commerce. [1.2]
11 to travel about trading [1.7]
Explanations in French  12 trafiquer en voyageant [1.8]
Examples  13  mandranto fianarana didy akanjo ny tanora. [2.445#]
14  fa tsy maty tsy akory i zokinao fa mbola mandranto [2.131]
15  Ny tovolahy màtokitoky dia miezaka mandranto any amoron-tsiraka. [1.437#]
Combinations  16  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandranto
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21