|
|
|
|

Entry 1  mampirehitra
Root  2 rehitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamelona: Mampirehitra afo ~ Mampirehitra ny ady ny tsy fifanarahana [1.1]
Explanations in French  9 faire allumer, allumer [1.107]
Examples  10  Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina. [2.583#3]
Synonyms  11 mandrehitra

Updated on 2026/04/22