| Entry (1/3) | 1 mandòna |
| Root | 2 dona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manatsoboka, mandroboka maharitra ao anaty rano: Mandona lamba anaty rano
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to soak
[1.7] |
| Explanations in French |
10 tremper
[1.8] |
| Entry (2/3) | 11 mandòna |
| Root | 12 dona |
| Part of speech | 13 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
18 [Antambahoaka] manomboka
[1.78] 19 Mamòka, manapàka, mangona: Nandona ny bisikiletako ny fiarakodianao ka tsy maintsy mitaraina aho 20 Mikapoka, mively: Mandona ny fantsika amin' ny tanany io mpandrafitra io 21 Mipaika, mipaipaika: Misy mandona ny varavaranay isan' alina [1.1] |
| Explanations in English |
22 to knock, to strike
[1.7] |
| Explanations in French |
23 frapper, battre, heurter
[1.8] |
| Examples |
24 Injao koa misy mandona ao am-baravarana.
[2.499#]
25 Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470#] |
| Combinations | 26 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandona |
| Entry (3/3) | 27 mandonà |
| Root | 28 dona |
| Part of speech | 29 imperative of active verb mandòna [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Anagrams | 30 mañando, 31 mandano, mandaño, mandonà, mandòna |
| Updated on 2026/08/19 |
|