Entry (1/2) | 1 mandefa (lefa) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mampandeha ho any amy...: Mandefa iraka [1.1] 4 Mampitondra: Nandefa taratasy any amin' ny rainy izy [1.1] 5 Mitifitra, mitoraka amy...: Mandefa basy iray vava [1.1] 6 Manafaka, mamotsotra: Mandefa sambobelona [1.1] 7 Mamoaka: Mandefa teny tsy voahevitra ianao izany [1.1] |
Explanations in English |
8 To set at liberty [1.2#386, 1.7] 9 To release, to send off, to set off, to fire off [1.2#386] 10 To send, to ship [1.7] |
Explanations in French |
11 Libérer, envoyer [1.3#395, 1.8] 12 Lâcher, laisser partir, donner la liberté, affranchir, donner la permission, congédier, tirer un coup, lancer [1.3#395] 13 Expédier [1.8] |
Examples |
14 mandefa taratasy aminareo ve izy? [2.472] 15 Ary dia mandefa basy sy tafondro betsaka amy ny andro isoratana. [2.48] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 21 mandefà (lefa) |
Part of speech | 22 imperative of active verb mandefa |
Other spellings | 23 mandefasa |
Tables and plates |
24 All the active imperatives |
Updated on 2024/04/16 |