Entry | mandazo (lazo) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manamaina, manamatroka [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To fade; to cause to wither [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Faner, flétrir [1.8] | ||||||||
Examples | Ny mpandoro arina sy ny mpandazo volotsangana dia tsy mahazo mandoro na mandazo any an-ala, fa eny an-kay no manao
[1.123] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |