|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandainga
Root  2 lainga
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tsy milaza ny marina, milaza zavatra diso ho marina, mamitaka amin' ny tsy filazana ny marina; manao marina tsy to: Ny tahotra matetika no mahatonga ny ankizy handainga ~ Loza raha handainga io vehivavy io
9 (mizana, famantaranandro) Tsy manondro ny marina fa mihoatra na latsaka no lazainy; diso: Mandainga ny famantaranandro izany; andro efa amin' ny 11 ka lazainy fa vao amin' ny 9 sy sasany ~ Ario any io mizana io fa mandainga
10 Mahatonga ho diso, mamitaka, manodoka: Mandainga indraindray ny maso [1.1]
Explanations in English  11 to lie, to tell a falsehood; to leave a promise unfulfilled [1.2]
12 to lie, to be deceitful [1.7]
Explanations in French  13 mentir, être faux [1.8]
Examples  14  mandainga tsotra izao! [2.928#]
15  Izaho tsy mba mandainga! [2.298#]
16  tsy misy mahalala fahasitranana, fa mandainga ny mpisikidy manao hoe "mahay aho", kanjo izy hifetsy ny harian'olona - hoy ity Rangahy mpisikidy. [2.48#116]
Analogs  17  manao marina tsy to>
Combinations  18  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandainga
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 20  mandaingà
Root  21 lainga
Part of speech  22  imperative of active verb mandainga [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  mandainga, mandaingà, 23 midangana

Updated on 2026/08/15