|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manda
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  6 Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda
7 Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika [1.1]
Explanations in French  8 fortification, rempart
9 protecteur [1.3]
Examples  10  Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. [2.996]
11  raisin' ny nitety aloha ny tohatra hiakarana ny manda. [2.270#60]
Combinations  12  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manda

Entry (2/2) 13  mandà
Root  14 la
Part of speech  15  active verb
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Explanations in Malagasy  20 [Antesaka] tsy manaiky [1.78]
21 Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho
22 Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy
23 Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana
24 Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. [1.1]
25 (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo [1.10]
26 milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho
27 tsy mandray: mandà ny fahagagana izy
28 milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana
29 mivadika: mandà ny teny napetrany izy [1.1]
Explanations in English  30 to refuse; to deny [1.2, 1.7]
31 to reject [1.2]
Explanations in French  32 refuser [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14]
33 nier [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]
34 désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents [1.3]
Examples  35  manda famaizana ny mpanota; [2.996]
Combinations  36  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manda
Proverbs  37  Proverbs containing that word

Anagrams  mandà, manda

Updated on 2026/08/19