|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manazimba
Root  2 zimba
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao
9 Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny
10 Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io [1.1]
Examples  11  Nefa kosa samy manaja manokana ny hafa-drazany avy ary tsy mahazo manazimba Razana hafa. [2.285#]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 13  manazimbà
Root  14 zimba
Part of speech  15  imperative of active verb manazimba [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  manazimbà, manazimba

Updated on 2026/08/15