|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manatontosa
Root  2 tontosa
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao tsara tanteraka: Manatontosa ny adidy [1.1]
Explanations in English  9 to complete a thing, to finish a work [1.7]
Explanations in French  10 compléter, terminer un travail [1.8]
Examples  11  Ry zareo anefa no tena manatontosa ny fahalavorarian' ny Gethsemania. [1.369#]
12  Raha tiana ny hankatoavana ny fandehan' ny fifidianana eto Madagasikara dia tsy maintsy manatontosa ny andraikiny ny CENIT. [4.27#]

Entry (2/2) 13  manatontosà
Root  14 tontosa
Part of speech  15  imperative of active verb manatontosa [Full list]

Anagrams  manatontosà, manatontosa

Updated on 2026/08/15