|
|
|
|

Entry 1  manasatra
Root  2 sasatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana
9 Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy [1.1]
Explanations in French  10 fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent) [1.3]
11 fatiguer, importuner. [1.5]
Examples  12  aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. [2.996]
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manasatra
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 mañaratsa, manasatra, 16 manatsara, manatsarà

Updated on 2026/08/14