|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manariva
Root  2 hariva
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miasa, mijanona hatramin' ny hariva: Hanariva aho androany satria tsy vita ny asa
9 Miandry ny hahariva: Sarotra ny manariva ny andro raha tsy manan-katao
10 Mahatonga ho tratra hariva, ho tratra aoriana: Tsy ta hanariva anao aho, fa' ndeha aloha mody [1.1]
Explanations in English  11 to detain until evening, to work in the evening. [1.2]
12 to work till evening; to put off till evening; to be near evening [1.7]
Explanations in French  13 travailler jusqu'au crépuscule; ajourner au soir; être près du crépuscule [1.8]
Examples  14  Any an-tsaha izahay efa-mianaka manariva andro ary isan' andro isan' andro. [2.472#20]
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 16  manarivà
Root  17 hariva
Part of speech  18  imperative of active verb manariva [Full list]

Anagrams  manariva, manarivà, 19 ramanavy, 20 Ramavany

Updated on 2026/08/07