|
|
|
|

Entry 1  manaposaka
Root  2 posaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mampiseho: Tsy nety nanaposaka izay nosoratany izy
9 Manambara: Tsy nety nanaposaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1]
Synonyms  10 mamosaka

Anagrams  manaposaka, 11 mpanasaoka, 12 mpanasoaka

Updated on 2026/04/22