|
|
|
|

Entry 1  mamosaka
Root  2 posaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy
9 Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1]
Explanations in English  10 to reveal, to bring into view; to propose an idea [1.7]
Explanations in French  11 révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet [1.8]
Examples  12  Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra. [2.298#]
Synonyms  13 manaposaka
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamosaka
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 mamasoka, mamosaka, 17 somamàka

Updated on 2026/04/22