|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manantona
Root  2 hantona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mampikirazorazo, mampikiraviravy: Manantona fanaovan-jiro [1.1]
Explanations in English  9 to hang, to suspend [1.7]
Explanations in French  10 suspendre, accrocher [1.8]
Examples  11  manantona an-drainy Saonina ary miantsampitsampy amin' ny sandriny toy ny fanaony. [2.470#]
12  Dia manantona eo avokoa izy rehetra manodidina ny fatana ka miaraka mihinana ity hanimay ity. [1.353#]

Entry (2/2) 13  manantòna
Root  14 hantona
Part of speech  15  imperative of active verb manantona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  manantona, manantòna

Updated on 2026/08/19