|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mananontanona
Root  2 tanontanona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mipetraka kamokamo eo akaikin' olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo: Mananontanon-dava eo akaikiko io adala io
9 Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona azy [1.1]
Analogs  10  azo tsindry mandry, 11  manaloka, 12  manandindondindona, 13  mandindona, 14  mandondona, 15  manindry, 16  manombana, 17  mitatao

Entry (2/2) 18  mananontanòna
Root  19 tanontanona
Part of speech  20  imperative of active verb mananontanona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mananontanona, mananontanòna

Updated on 2026/08/13